content top
A la Une

Fisaorana avy amin’i Nen...

Fisaorana avy amin’i Neny Lalao Ravalomanana
Arahaba ry Antananarivo, Noho ny fitahin’Andriamanitra dia vita ny fifidianana izay hitondra ny Renivohitra. Ry mpifidy hajaina, mazava izao ny safidinareo raha ny vokatra azontsika. Nametraka fitokisana tamin’ny listra TIM izay...

Fisaorana : QG Communication N...

Fisaorana : QG Communication Neny Lalao Ravalomanana
Ny QG Communication (hitanareo eo amin’ny sary) Neny Lalao Ravalomanana dia maneho fisaorana anareo miisa 10.000 latsaka kely lasa « namana » tato anaty FB Dada sy Neny sy Dada Sy Neny Tohiny,  32 490...

Fokontany maro no voatsidika m...

Fokontany maro no voatsidika mialoha ny Faradoboka teny amin’ny Sicam Anosizato
Niavaka ny Faradoboka ho an’ny kandida Lalao Ravalomanana, mitondra ny laharana faha-6, eto an-drenivohitra. Na dia andro fiasàna aza ny alarobia dia nahavory olona maro ny hetsika niarahana tamin’ny kandidan’ny antoko TIM notarihan’ny filoha...

Efa manana mpamatsy vola i Nen...

Efa manana mpamatsy vola i Neny ho fampandrosoana ny tanàna
« Misy kandida iray amin’ireo milatsaka hofidiana ho Ben’ny tanàna amin’izao fotoana eto an-drenivohitra izay nikasi-tànana filoham-piangonana nandritra ny zava-niseho teto amin’ny firenena tamin’ny 2009 » Nampiavaka ny fampielezan-kevitra...
Politique Neny Lalao Ravalomanana : Akaiky ny vahoaka hatrany
Hafaliana sy  hagagana ny an’ireo mpiantsena sy ireo mpivarotra ary ireo mpandalo teny Analakely sy Ambohijatovo androany. Nidina niantsena teny an-toerana i Neny Lalao Ravalomanana. Na efa diso fantatry ny vahoaka loatra aza fa isan’ireo ho kandidà amin’ny fifidianana ben’ny tànana ny tenany, dia nisafidy...
Campagne Fisaorana : QG Communication Neny Lalao Ravalomanana
Ny QG Communication (hitanareo eo amin’ny sary) Neny Lalao Ravalomanana dia maneho fisaorana anareo miisa 10.000 latsaka kely lasa « namana » tato anaty FB Dada sy Neny sy Dada Sy Neny Tohiny,  32 490 « visiteurs » kosa ny teto amin’ny tranokala...
Résultats Iza moa Lalao Ravalomanana ?
Lalao RAVALOMANANA dia renim-pianakaviana malagasy kristianina manambady ary manan-janaka 4 mianadahy. Vehivahy mpandraharaha malagasy nanorina ny orinasa TIKO tamin’ny taona 1977 niaraka tamin’ny vadiny, Marc RAVALOMANANA. TIKO dia orinasa malagasy namokatra sakafo nandritra ny 35 taona. Manana  tarigetra...
Tiako i Madagasikara Nitsidika an’Ambatolampy ny Filoha Ravalomanana
Nizotra nihazo ny lalampirenena faha-7 iny indray ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana, androany Alarobia 8 jolay. Tsy nandalo fotsiny izy tamin’izany  fa nijanona nijery  sy nitafa tamin’ireo vahoaka marobe   tamin’ny  lalana nandalovany :  Ambatolampy , Ambohimandroso ary...